|
|
|
|

Teny iditra1 mamono dindo
Singan-teny  2mamono, 3dindo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mandroaka matoatoa; manao izay hialan' ny avelo na fanahy ratsy mitady hisompatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6chasser les revenants, exorciser. [1.3]
Voambolana  7 Finoana
Tovy hevitra  8mamono lolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12